Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Andrefadrano, Amboasary: nofanina ny mpampianatra 210 amin’ny CEG

Nahazo efitrano fianarana efatra vaovao mahazaka rivodoza ao amin’ny CEG Andrefadrano, Ambosary Atsimo, tao anatin’ny tetikasa fanatsarana ny fanabeazana tohanan’ny Koica nanomboka ny taona 2017. « Teo aloha, mindrana efitrano any amin’ny EPP na ny kaominina na ny fiangonana ny tomponandraikitry ny fanabeazana fa tsy ampy ny efitrano afaka mandray mpianatra », hoy ny talen’ny CEG Andrefadrano, [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Andrefadrano

 | 

Amboasary

 | 

nofanina

 | 

mpampianatra

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources