Monday 25 May 2020
Home      All news      Contact us      English
midi-madagasikara - 2 days ago

Valpinson – Toamasina : Tovolahy nitsirara tampoka

Efa miteraka tahotra ho an’ny olona na mampitangorona azy aza ny fahitana ireo olona mitsirarara ho azy etsy sy eroa eto Toamasina. Taorian’ilay tovolahy tsy mana-kialofana teny akaikin’ny stade monisipaly moron-dranomasina ny alakamisy tolakandro teo, dia nisiana tovolahy iray hafa ihany koa tao bazary Valpinson omaly misandratr’andro. Tovolahy vao 22 taona manao arotava ara-dalana no L’article Valpinson – Toamasina : Tovolahy nitsirara tampoka est apparu en premier sur Midi Madagasikara.


Latest News
Hashtags:   

Valpinson

 | 

Toamasina

 | 

 Tovolahy

 | 

nitsirara

 | 

tampoka

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources