Monday 17 May 2021
Home      All news      Contact us      RSS      English
midi-madagasikara - 1 month ago

Anjozorobe : Toeram-pivarotana norobaina, avy eo nodorana

Nitrangana hain-trano goavana tao amin’ny tananan’Andranomisa, kaominina ao ihany, distrika Anjozorobe, ny herinandro nivalona teo iny. Toeram-pivarotana enta-madinika iray no nirehitra tao anatin’izany. Raha ny fanadihadiana dia niniana natao izany fandoroana trano izany. Ary norobain’ireo tsy valahara aloha vao notselariny afo. Tsy fanafihan-dahalo velively ilay izy, hoy ireo tompon’andraikitra avy any an-toerana fa mety ho L’article Anjozorobe : Toeram-pivarotana norobaina, avy eo nodorana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.


Latest News
Hashtags:   

Anjozorobe

 | 

Toeram

 | 

pivarotana

 | 

norobaina

 | 

nodorana

 | 

Sources