Friday 7 May 2021
Home      All news      Contact us      RSS      English
midi-madagasikara - 24 days ago

VAKINANKARATRA : Antsirabe Ramatoa nofaon’ny môtô, tapa-tongotra sy tanana

Ramatoa iray no niharan-doza omaly maraina teto Antsirabe vokatry ny fihetraketrak ireny môtô scooter ireny. Tapaka tongotra aman-tanana ilay ramatoa raha toa ka tsy nanina loatra ilay mpitondra môtô. Teo anoloan ny hôtely Baobab no nitranga ny loza omaly tokony ho tamin ny 9 ora sy sasany. Avy any atsimo ilay môtô izany hoe ho any Antsenakely. Voalazan ny L’article VAKINANKARATRA : Antsirabe Ramatoa nofaon ny môtô, tapa-tongotra sy tanana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.


Latest News
Hashtags:   

VAKINANKARATRA

 | 

Antsirabe

 | 

Ramatoa

 | 

nofaon

 | 

tongotra

 | 

tanana

 | 

Sources