Friday 7 May 2021
Home      All news      Contact us      RSS      English
midi-madagasikara - 24 days ago

Fitaterana eto Toamasina : Mitaky ny fahafahany miasa hatrany ireo mpitatitra eny amin’ny zotra RN2 sy RN5

“Tena midi-trosa natao ny taon-dasa tsy nahafahana niasa nandritra ny fito volana izahay izao, ka mangataka ny mba hiasa fa tsy hitanay intsony ny atao amin’ny volan’ny olona aminay…”, izay no nambaran’ireo mpitatitra manao ny zotra lalam-pirenena faha-05 mihazo an’ny Fenerivo atsinanana sy ny manodidina azy, sy ny lalam-pirenena faha-02 mihazo an’ny faritra Alaotra-Manogoro. Raha L’article Fitaterana eto Toamasina : Mitaky ny fahafahany miasa hatrany ireo mpitatitra eny amin’ny zotra RN2 sy RN5 est apparu en premier sur Midi Madagasikara.


Latest News
Hashtags:   

Fitaterana

 | 

Toamasina

 | 

Mitaky

 | 

fahafahany

 | 

miasa

 | 

hatrany

 | 

mpitatitra

 | 

zotra

 | 

Sources